pub

samedi 20 décembre 2014

Zaraina...

Ao amin'ny application Baiboly Malagasy, rehefa mitady teny dia miseho ny lisitry ny andininy hita misy an'ilay teny. Rehefa atao tsindry maharitra ny andininy iray dia mitranga ilay hoe "Zaraina..." ka toa izao ny nanaovana an'iny. Zavatra tsotra be avy amin'ny intent.



Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire