Ny hevitra hitako izay mbola tsy hitako nampiasain'ny hafa dia ny resaka console.log().
Atao console.log ao amin'ny javascript ilay variable dia tonga dia voarain'ny onConsoleMessage-n'ny webClient-n'ny webview.
Ito izany, ohatra ny Javascript
$(document).ready(function(){
$( "#showmessage" ).click( function( e ) {
var msg = $("#message").html();
console.log(msg);
} );
});
dia ito ny webChromeClient mandray an'ilay console message
webView.setWebChromeClient(new WebChromeClient() {
public boolean onConsoleMessage(ConsoleMessage cm) {
final String msg = cm.message();
Toast.makeText(AndininyActivity.this, msg, Toast.LENGTH_LONG).show();
}
});
Azo raisina sy ampiasaina araka izay ilàna azy amin'izay ilay msg avy eo
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire